|
|
|
|

Entry1  miandry vava latsaka
Elementary words  2  miandry, vava, latsaka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [1.1]
Synonyms  5  miandry kendry tohina

Updated on 2023/04/16